L’Objectif global du Programme PROSPERER est de promouvoir l’augmentation des revenus par la consolidation de micro-entreprises rurales aux niveaux local et régional. Ses objectifs spécifiques sont les suivants: Consolidation des...
Lire la suiteFolo taona izay no niasan’ny Fandaharanasa FANOITRA; izay Fandaharanasan’ny Ministeran’ny Fambolena sy ny Fiompiana, 10 taona nampandrosoana sy nampivelarana ny sehatrasan’ireo orinasa madinika sy salantsalany eny ambanivohitra. Raha toa ka...
En savoir plusA partir de 08h : 00mn
Commune Rurale Manerinerina -Kianja Filalaovambaolina
Ny Faritra Matsiatra Ambony dia anisan’ireo faritra mandrafitra ny atao hoe Telozoron’ny ronono na «Triangle laitier», izany hoe faritra manana toe-tany sy toetr’andro mety tsara…
Antony telo no ilana ny Centre de Démonstration et de diffusion Technologique (CDDT) Artisanat na ny Ivotoerana fampiroboroboana ny asatanana ao Matsiatra Ambony : hampirantiana sy…
Nandritra ny taona maro, niara-niasa akaiky tamin’ireo mpiara-miombon’antoka maro ny Fandaharanasa FANOITRA tamin’ny fikarakarana tsena na foara na amin’ny fandraisan’anjara ihany koa amin’ireo foara efa…
Tanora lahy 26 taona i Andriamatoa Cécilien. Nijanona tamin’ny fianarany teo amin’ny kilasy faha-fito izy. Manambady ary manan-janaka iray. Manoloana izany te hioitra amin’ny fiainany…
La filière bambou est encore catégorisée parmi les filières émergentes. A l’aube de la troisième décennie de ce XXè siècle, elle est encore méconnue malgré…
Fambolena katsaka no antom-piveloman’Andriamatoa Victor izay monina ao Ambatovaky, Kaominina Maromitety, Distrika Vavatenina. Voly katsaka misaritaka no nataony hany ka tsizarizary ny vokatra azo. Raha…
Notanterahina ny volana novambra taona 2019 lasa teo tao amin’ny Village VOARA Andohatapenaka ny « SALON BIOLOJIKA »izay nokarakarain’ny SYMABIO (Syndicat Malgache de l’Agriculture Biologique)…
Andranomamy, Kaominina Ambanivohitra iray ato amin’ny Distrikan’Ambatoboeny, Faritra Boeny. 180Km miala an’i Mahajanga, manaraka ny lalampirenena faha-4, mankany Antananarivo, izany hoe efa eo amin’ny sisimparitra…
Raha hitantsika teo aloha ary fivoaran’ny famokarana katsaka nataon’i Tsito dia tsy mitsahatra ny miketrika zava-baovao hatrany izy. Hita tokoa fa raikitra tao antsainy ilay…
Kaoperativa novolavolain’ny Fandaharanasa PROSPERER ny TAFARAY ao Mahambo. Nanomboka tamin’ny taona 2016 ny tohana nentina voalohany toy ny fiofanana maro isan-karazany ho an'ireo mpandraharaha madinika…
Ny kaoperativa VONONA dia fivondronana mpamboly maromaro ao amin’ny fokontanin’Amboakarivo kaominina Ambondimanga-II, Distrikan’i Fenoarivo Atsinanana, Faritra Analanjirofo. Iray amin’ireo kaoperativa mahazo tohana amin’ny zotram-piharina ‘’CUMA’’…
Mividy voankazo ary mitondra izany ao Antananarivo no asa nataon’i Ramatoa Rafanomezantsoa Fidélice ny taona 2007. Taty aoriana lasa mpamokatra letisia, garana, mananasy ary corossol,…
Télechargé fois
Aucune valeur définie
Télechargé fois
Aucune valeur définie
Date limite : 21 février 2020, à 12h : 00mn
Fénérive Est
2021 © Programme PROSPERER . Tous droits réservés.
Aujourd'hui : 93 vues | Cette semaine : 1935 vues | Total : 5824 vues