
Tetikasa fanatsarana taranak’omby ao anatin’ny faritra Matsiatra Ambony
Efa miha ratsy ny taranak'omby eto Madagasikara. Tetikasan'ny Fitondram-panjakana amin'ny alalan'ny Ministeran'ny Fambolena sy Fiompiana ary ny Jono ny fanatsarana izay taranak'omby izay. Araho anatin'ity horonantsay ity ny paikady apetraky ny Ministera amin'ny alalan'ny Fandaharanasa FANOITRA sy ny DRAEP Matsiatra Ambony ahazoana omby tsara razana sy ny fitadiavana lalam-barotra