
KAOPERATIVA TAMBATRA
Kaopeativa anisan'ny sangany amin'ny famokarana katsaka eto amin'ny faritra Bongolava ny Kaoperativa TAMBATRA. Araho anatin'izao horonantsary izao ny mahakasika ny famokarana ataony
Efa miha ratsy ny taranak’omby eto Madagasikara. Tetikasan’ny Fitondram-panjakana amin’ny alalan’ny Ministeran’ny Fambolena sy Fiompiana ary ny Jono ny fanatsarana izay taranak’omby izay. Araho anatin’ity horonantsay ity ny paikady apetraky ny Ministera amin’ny alalan’ny Fandaharanasa FANOITRA sy ny DRAEP Matsiatra Ambony ahazoana omby tsara razana sy ny fitadiavana lalam-barotra
2021 © Programme PROSPERER . Tous droits réservés.
Aujourd'hui : 14 vues | Cette semaine : 1186 vues | Total : 6479 vues